Eksodosy 24:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia nosoratan’i Mosesy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah.+ Ary nifoha maraina izy ka nanorina alitara teo am-pototry ny tendrombohitra, sady nanao tsangambato roa ambin’ny folo mba hoenti-manondro ny foko roa ambin’ny folon’ny Israely.+ Josoa 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary omeo baiko izy ireo hoe: ‘Makà vato+ roa ambin’ny folo eo afovoan’i Jordana, eo amin’ny toerana ijoroan’ny tongotry ny mpisorona, izay mijoro tsy mihetsika.+ Ento izany ka apetraho eo amin’izay toerana hilasianareo+ anio alina.’”
4 Dia nosoratan’i Mosesy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah.+ Ary nifoha maraina izy ka nanorina alitara teo am-pototry ny tendrombohitra, sady nanao tsangambato roa ambin’ny folo mba hoenti-manondro ny foko roa ambin’ny folon’ny Israely.+
3 ary omeo baiko izy ireo hoe: ‘Makà vato+ roa ambin’ny folo eo afovoan’i Jordana, eo amin’ny toerana ijoroan’ny tongotry ny mpisorona, izay mijoro tsy mihetsika.+ Ento izany ka apetraho eo amin’izay toerana hilasianareo+ anio alina.’”