Levitikosy 26:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 dia hanohitra mafy anareo koa aho.+ Ary izaho mihitsy no hanasazy anareo impito, noho ny fahotanareo.+ Deoteronomia 28:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Hanompo ny fahavalonao+ izay halefan’i Jehovah hiady aminao ianao, na dia noana+ sy mangetaheta aza, sady mitanjaka sy tsy manana na inona na inona. Ary hasiany zioga vy eo amin’ny vozonao, mandra-pandringany tanteraka anao.+
28 dia hanohitra mafy anareo koa aho.+ Ary izaho mihitsy no hanasazy anareo impito, noho ny fahotanareo.+
48 Hanompo ny fahavalonao+ izay halefan’i Jehovah hiady aminao ianao, na dia noana+ sy mangetaheta aza, sady mitanjaka sy tsy manana na inona na inona. Ary hasiany zioga vy eo amin’ny vozonao, mandra-pandringany tanteraka anao.+