1 Tantara 12:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ireto avy ny isan’ny lehiben’ireo vonona hiantafika, ka tonga tany amin’i Davida tao Hebrona+ mba hamindra ny fanjakan’i+ Saoly ho amin’i Davida, araka ny didin’i Jehovah.+
23 Ireto avy ny isan’ny lehiben’ireo vonona hiantafika, ka tonga tany amin’i Davida tao Hebrona+ mba hamindra ny fanjakan’i+ Saoly ho amin’i Davida, araka ny didin’i Jehovah.+