2 Samoela 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tao Hebrona no nanjakany teo amin’ny Joda fito taona sy enim-bolana,+ ary tao Jerosalema+ kosa no nanjakany teo amin’ny Israely rehetra sy ny Joda telo amby telopolo taona. 1 Tantara 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Enina no naterany tany Hebrona. Ary nanjaka tany fito taona sy enim-bolana izy. Ary telo amby telopolo taona kosa no nanjakany tany Jerosalema.+
5 Tao Hebrona no nanjakany teo amin’ny Joda fito taona sy enim-bolana,+ ary tao Jerosalema+ kosa no nanjakany teo amin’ny Israely rehetra sy ny Joda telo amby telopolo taona.
4 Enina no naterany tany Hebrona. Ary nanjaka tany fito taona sy enim-bolana izy. Ary telo amby telopolo taona kosa no nanjakany tany Jerosalema.+