Levitikosy 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy maintsy vonoina ho faty+ ilay niteny ratsy ny anaran’i Jehovah. Hitora-bato azy tokoa ny vahoaka manontolo. Hovonoina ho faty izay miteny ratsy an’ilay Anarana,+ na vahiny izy na teratany. Jaona 10:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hoy ny navalin’ny Jiosy azy: “Tsy noho ny asa tsara no itorahanay vato anao, fa noho ny teny fanevatevana,+ satria olona ihany ianao nefa manao ny tenanao ho andriamanitra.”+ Asan’ny Apostoly 7:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 Dia nandroaka azy teny ivelan’ny tanàna ireo,+ ka nitora-bato azy.+ Ary nametraka ny fitafiany ivelany teo an-tongotry ny tovolahy atao hoe Saoly+ ireo vavolombelona.+
16 Tsy maintsy vonoina ho faty+ ilay niteny ratsy ny anaran’i Jehovah. Hitora-bato azy tokoa ny vahoaka manontolo. Hovonoina ho faty izay miteny ratsy an’ilay Anarana,+ na vahiny izy na teratany.
33 Hoy ny navalin’ny Jiosy azy: “Tsy noho ny asa tsara no itorahanay vato anao, fa noho ny teny fanevatevana,+ satria olona ihany ianao nefa manao ny tenanao ho andriamanitra.”+
58 Dia nandroaka azy teny ivelan’ny tanàna ireo,+ ka nitora-bato azy.+ Ary nametraka ny fitafiany ivelany teo an-tongotry ny tovolahy atao hoe Saoly+ ireo vavolombelona.+