FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 18:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa novorin’ny mpanjakan’ny Israely ny mpaminany+ efajato lahy, ka hoy izy tamin’ireo: “Handeha hanafika an’i Ramota-gileada ve izahay, sa tsy handeha?”+ Dia hoy ireo: “Miakara, fa hatolotr’ilay tena Andriamanitra eo an-tanan’ny mpanjaka ilay tanàna.”

  • Jeremia 5:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Maminany lainga ny mpaminany,+ ary manampatra ny fahefany ny mpisorona.+ Dia tian’ny oloko erỳ izany!+ Koa hanao ahoana re ianareo rehefa hifarana izany rehetra izany e?”+

  • Jeremia 23:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “Koa melohiko ireo mpaminany+ mangalatra ny teniko”, hoy i Jehovah. “Samy mangalatra izany amin’ny namany+ avy izy ireo.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara