Deoteronomia 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘Aza manao tsinontsinona ny anaran’i Jehovah Andriamanitrao,+ fa tsy hisy havelan’i Jehovah ho afa-maina izay manao tsinontsinona ny anarany.+ 2 Tantara 18:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia hoy ny mpanjaka: “Impiry aho no hampianiana+ anao mba tsy hilaza na inona na inona amiko amin’ny anaran’i Jehovah afa-tsy ny marina ihany?”+
11 “‘Aza manao tsinontsinona ny anaran’i Jehovah Andriamanitrao,+ fa tsy hisy havelan’i Jehovah ho afa-maina izay manao tsinontsinona ny anarany.+
15 Dia hoy ny mpanjaka: “Impiry aho no hampianiana+ anao mba tsy hilaza na inona na inona amiko amin’ny anaran’i Jehovah afa-tsy ny marina ihany?”+