19 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Jeroboama, eny, ny ady nataony+ sy ny nanjakany, dia efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Israely.
5 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Basa, mbamin’izay nataony sy ny heriny, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Israely ve izany?
27 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Omry, dia izay nataony sy ny hery nentiny nanao zavatra, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Israely ve izany?