Josoa 21:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Anatota+ sy ny kijanany, ary Almona+ sy ny kijanany, izany hoe tanàna efatra. 1 Tantara 6:60 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 60 Ary ny tanàna avy tamin’ny fokon’i Benjamina dia i Geba+ sy ny kijanany, Alemeta+ sy ny kijanany, ary Anatota+ sy ny kijanany. Telo ambin’ny folo+ ny tanàna rehetra nomena ny fianakavian’izy ireo. Jeremia 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Ny tenin’i Jeremia+ zanak’i Hilkia, anisan’ny mpisorona tao Anatota,+ tany amin’ny tanin’i Benjamina.+
60 Ary ny tanàna avy tamin’ny fokon’i Benjamina dia i Geba+ sy ny kijanany, Alemeta+ sy ny kijanany, ary Anatota+ sy ny kijanany. Telo ambin’ny folo+ ny tanàna rehetra nomena ny fianakavian’izy ireo.
1 Ny tenin’i Jeremia+ zanak’i Hilkia, anisan’ny mpisorona tao Anatota,+ tany amin’ny tanin’i Benjamina.+