2 Samoela 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia niala teo amin’i Davida i Joaba, ka nandefa iraka hanaraka an’i Abnera. Teo amin’ny lavaka fanangonan-dranon’i Siraha i Abnera no nilazan’izy ireo mba hiverina.+ Ary tsy fantatr’i Davida izany.
26 Dia niala teo amin’i Davida i Joaba, ka nandefa iraka hanaraka an’i Abnera. Teo amin’ny lavaka fanangonan-dranon’i Siraha i Abnera no nilazan’izy ireo mba hiverina.+ Ary tsy fantatr’i Davida izany.