1 Tantara 16:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary i Zadoka+ mpisorona mbamin’ny rahalahiny mpisorona, no teo anoloan’ny tranolain’i Jehovah teo amin’ny toerana avo, tany Gibeona,+ 1 Tantara 21:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Teo amin’ny toerana avo tany Gibeona anefa ilay tranolain’i Jehovah, izay nataon’i Mosesy tany an-tany efitra, sy ilay alitaran’ny fanatitra dorana, tamin’izany andro izany.+
39 Ary i Zadoka+ mpisorona mbamin’ny rahalahiny mpisorona, no teo anoloan’ny tranolain’i Jehovah teo amin’ny toerana avo, tany Gibeona,+
29 Teo amin’ny toerana avo tany Gibeona anefa ilay tranolain’i Jehovah, izay nataon’i Mosesy tany an-tany efitra, sy ilay alitaran’ny fanatitra dorana, tamin’izany andro izany.+