FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 22:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hahatonga anao ho malina sy mahira-tsaina anie i Jehovah!+ Ary homeny fahefana hitarika ny Israely anie ianao, mba hitandremanao ny lalàn’i Jehovah Andriamanitrao!+

  • 1 Tantara 29:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary aoka mba ho amin’ny fo manontolo+ no hitandreman’i Solomona zanako ny didinao+ sy ny fampahatsiahivanao+ ary ny fitsipikao,+ sy hanaovany ny zava-drehetra ary hanorenany an’ilay lapa.+ Efa nomaniko izay ilaina ho amin’izany.”+

  • Ohabolana 16:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Aleo mahazo fahendrena toy izay mahazo volamena.+ Ary aleo fahiratan-tsaina toy izay volafotsy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara