1 Mpanjaka 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary i Solomona no nitondra ny fanjakana rehetra nanomboka tany amin’ny Renirano+ ka hatrany amin’ny tanin’ny Filistinina sy ny sisin-tanin’i Ejipta. Nitondra fanomezana ireny sady nanompo an’i Solomona nandritra ny androm-piainany.+ Ohabolana 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Andro maro no eo an-tanany ankavanana,+ ary harena sy voninahitra no eo an-tanany ankavia.+ Mpitoriteny 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsara sady mahasoa an’izay mahita masoandro ny fahendrena sy ny lova.+
21 Ary i Solomona no nitondra ny fanjakana rehetra nanomboka tany amin’ny Renirano+ ka hatrany amin’ny tanin’ny Filistinina sy ny sisin-tanin’i Ejipta. Nitondra fanomezana ireny sady nanompo an’i Solomona nandritra ny androm-piainany.+