1 Tantara 22:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hahatonga anao ho malina sy mahira-tsaina anie i Jehovah!+ Ary homeny fahefana hitarika ny Israely anie ianao, mba hitandremanao ny lalàn’i Jehovah Andriamanitrao!+
12 Hahatonga anao ho malina sy mahira-tsaina anie i Jehovah!+ Ary homeny fahefana hitarika ny Israely anie ianao, mba hitandremanao ny lalàn’i Jehovah Andriamanitrao!+