1 Mpanjaka 15:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah mantsy i Davida, ary tsy niala tamin’izay nandidiany azy izy nandritra ny androm-piainany,+ afa-tsy tamin’ilay raharaha momba an’i Oria Hetita.+ 2 Tantara 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Raha manompo ahy toy ny nanompoan’i Davida+ rainao ianao, ka manao izay rehetra andidiako anao+ ary mitandrina ny fitsipiko+ sy ny didim-pitsarako,+
5 Nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah mantsy i Davida, ary tsy niala tamin’izay nandidiany azy izy nandritra ny androm-piainany,+ afa-tsy tamin’ilay raharaha momba an’i Oria Hetita.+
17 “Raha manompo ahy toy ny nanompoan’i Davida+ rainao ianao, ka manao izay rehetra andidiako anao+ ary mitandrina ny fitsipiko+ sy ny didim-pitsarako,+