Genesisy 38:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary raha vao nahita azy i Joda, dia nihevitra azy ho mpivaro-tena,+ satria nosaronany ny tarehiny.+ Deoteronomia 23:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Aoka tsy hisy zanakavavin’ny Israely na zanakalahin’ny Israely ho mpivaro-tenan’ny tempoly.+ Josoa 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary hatokana haringana ny tanàna.+ An’i Jehovah izy io sy ny zava-drehetra ao aminy. I Rahaba+ mpivaro-tena ihany mbamin’ny olona rehetra miaraka aminy ao an-trano, no aoka ho velona, satria nanafina ireo iraka nalefantsika izy.+ Mpitsara 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lehilahy natanjaka sy nahery fo+ i Jefta+ Gileadita.+ Zanaky ny vehivavy mpivaro-tena+ izy, ary i Gileada no rainy.
15 Ary raha vao nahita azy i Joda, dia nihevitra azy ho mpivaro-tena,+ satria nosaronany ny tarehiny.+
17 Ary hatokana haringana ny tanàna.+ An’i Jehovah izy io sy ny zava-drehetra ao aminy. I Rahaba+ mpivaro-tena ihany mbamin’ny olona rehetra miaraka aminy ao an-trano, no aoka ho velona, satria nanafina ireo iraka nalefantsika izy.+
11 Lehilahy natanjaka sy nahery fo+ i Jefta+ Gileadita.+ Zanaky ny vehivavy mpivaro-tena+ izy, ary i Gileada no rainy.