FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 20:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Adorama+ no niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana; Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana;

  • 1 Mpanjaka 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nalefan’i Solomona tany Libanona ireny, ka iray alina isam-bolana no niara-nalefany. Koa nijanona iray volana tany Libanona ireo, ary roa volana kosa tany an-tranony avy.+ I Adonirama+ no niandraikitra an’ireo voantso+ hanao fanompoana.+

  • 1 Mpanjaka 12:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tatỳ aoriana, dia nirahin’i Rehoboama Mpanjaka i Adorama,+ izay niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana.+ Nitora-bato+ azy anefa ny Israely rehetra, ka maty izy. I Rehoboama Mpanjaka kosa tafakatra tao anaty kalesiny, ka nandositra tany Jerosalema.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara