Genesisy 41:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Ary i Josefa tsy nitsahatra nanangom-bokatra be dia be+ tahaka ny fasika any an-dranomasina, hany ka tsy nanisa intsony izy ireo tamin’ny farany, satria tsy hita isa izany.+
49 Ary i Josefa tsy nitsahatra nanangom-bokatra be dia be+ tahaka ny fasika any an-dranomasina, hany ka tsy nanisa intsony izy ireo tamin’ny farany, satria tsy hita isa izany.+