Genesisy 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary hoy koa Andriamanitra: “Aoka ny tany+ hamoaka zavamananaina* araka ny karazany avy, dia biby fiompy+ sy biby mandady+ ary bibidia+ eny ambonin’ny tany, samy araka ny karazany avy.” Dia nisy izany. Ohabolana 30:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ny liona izay biby mahery indrindra sady tsy mba mihemotra eo anatrehan’iza na iza,+
24 Ary hoy koa Andriamanitra: “Aoka ny tany+ hamoaka zavamananaina* araka ny karazany avy, dia biby fiompy+ sy biby mandady+ ary bibidia+ eny ambonin’ny tany, samy araka ny karazany avy.” Dia nisy izany.