21 Ary Andriamanitra nanomboka namorona ireo biby goavam-be any an-dranomasina+ sy ny zavamananaina rehetra mihetsiketsika+ izay mifanaretsaka ao anaty rano, samy araka ny karazany avy, ary ny biby manidina manana elatra rehetra araka ny karazany avy.+ Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.