2 Tantara 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izahay kosa hikapa hazo+ avy any Libanona, araka izay ilainao,+ ka hanatitra izany any aminao. Hataonay zahatra eny an-dranomasina+ izany mandra-pahatonga any Jopa,+ ary ianao no hampiakatra azy any Jerosalema.”
16 Izahay kosa hikapa hazo+ avy any Libanona, araka izay ilainao,+ ka hanatitra izany any aminao. Hataonay zahatra eny an-dranomasina+ izany mandra-pahatonga any Jopa,+ ary ianao no hampiakatra azy any Jerosalema.”