FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa aoka ny tompoko handefa ny varimbazaha sy ny vary orza sy ny menaka ary ny divay izay efa nampanantenainy ny mpanompony.+

  • Ezra 3:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nanome vola+ an’ireo mpipai-bato+ sy mpanao asa tanana+ izy ireo. Ary nomeny sakafo+ sy zava-pisotro ary menaka+ ny olona avy any Sidona+ sy Tyro,+ mba hitondrany hazo sedera avy any Libanona+ mankany amin’ny ranomasina any Jopa,+ araka ny fanomezan-dalana nomen’i Kyrosy+ mpanjakan’i Persa azy ireo.

  • Asan’ny Apostoly 12:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tezitra tamin’ny mponin’i Tyro sy Sidona i Heroda. Koa nifanara-kevitra ho any aminy ireo, ka nitady fihavanana taminy, rehefa avy nandresy lahatra an’i Blasto, izay niandraikitra ny efitra fatorian’ny mpanjaka. Ny firenen’ny mpanjaka mantsy no namatsy hanina+ ny firenen’izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara