FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa omeo fo mankatò ity mpanomponao mba hitsarako+ ny olonao, sy hahaizako hanavaka ny tsara sy ny ratsy.+ Fa iza moa no mahay mitsara+ izao olonao sarotra entina* izao?”+

  • 1 Mpanjaka 3:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary ren’ny Israely rehetra ilay didim-pitsarana+ navoakan’ny mpanjaka, ka natahotra azy izy ireo,+ satria hitan’izy ireo fa nanana ny fahendren’Andriamanitra+ hoenti-mitsara izy.

  • Ohabolana 16:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Zava-maharikoriko amin’ny mpanjaka ny fanaovan-dratsy,+ satria fahamarinana no iorenan’ny seza fiandrianany.+

  • Ohabolana 20:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Mipetraka mba hitsara ny mpanjaka,+ ary kororohiny ny zava-dratsy rehetra raha vao jereny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara