1 Mpanjaka 6:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Ary nanao ny tambohon’ny tokotany anatiny+ izy, ka vato voapaika telo andalana+ sy vatan-kazo sedera iray andalana no nanaovany azy. Jaona 10:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 ary nandeha tao amin’ny tempoly i Jesosy, tao amin’ny lala-mitafon’i* Solomona.+ Asan’ny Apostoly 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary tsy nitsahatra nanao famantarana sy zava-mahagaga maro teo amin’ny vahoaka ny apostoly.+ Nivory teo amin’ny lala-mitafon’i* Solomona+ izy rehetra ary niray saina.
36 Ary nanao ny tambohon’ny tokotany anatiny+ izy, ka vato voapaika telo andalana+ sy vatan-kazo sedera iray andalana no nanaovany azy.
12 Ary tsy nitsahatra nanao famantarana sy zava-mahagaga maro teo amin’ny vahoaka ny apostoly.+ Nivory teo amin’ny lala-mitafon’i* Solomona+ izy rehetra ary niray saina.