2 Samoela 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa nanolotra ny sorona i Absaloma, dia nampanantsoiny koa i Ahitofela+ Gilonita,+ mpanolo-tsain’i Davida,+ avy any Gilo+ tanànany. Dia nihamafy hatrany ilay fikomiana,+ ary nihamaro+ hatrany ny mpomba an’i Absaloma. 1 Mpanjaka 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nanao sorona+ i Adonia ka namono ondry sy omby ary biby nohatavezina, teo akaikin’ny vaton’i Zoheleta, teo anilan’i En-rogela.+ Koa nasainy daholo ny rahalahiny zanaky ny mpanjaka,+ sy ny lehilahy rehetra anisan’ny fokon’i Joda sady mpanompon’ny mpanjaka.
12 Rehefa nanolotra ny sorona i Absaloma, dia nampanantsoiny koa i Ahitofela+ Gilonita,+ mpanolo-tsain’i Davida,+ avy any Gilo+ tanànany. Dia nihamafy hatrany ilay fikomiana,+ ary nihamaro+ hatrany ny mpomba an’i Absaloma.
9 Ary nanao sorona+ i Adonia ka namono ondry sy omby ary biby nohatavezina, teo akaikin’ny vaton’i Zoheleta, teo anilan’i En-rogela.+ Koa nasainy daholo ny rahalahiny zanaky ny mpanjaka,+ sy ny lehilahy rehetra anisan’ny fokon’i Joda sady mpanompon’ny mpanjaka.