FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Ary makà vato oniksa+ roa, dia ataovy sokitra+ eo amin’ireo ny anaran’ny zanak’Israely,+

  • Eksodosy 39:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Avy eo dia nataon’izy ireo tao anaty tranom-bato volamena ireo vato oniksa,+ izay nisy ny anaran’ny zanak’Israely+ voasokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase.

  • Eksodosy 39:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Farany, dia nataon’izy ireo tamin’ny volamena tsy misy fangarony ilay takela-bolamena masina* mamirapiratra, ka nasiany soratra hoe: “An’i Jehovah ny fahamasinana.”+ Nataony sokitra toy ny fanao amin’ny tombo-kase izany.

  • 1 Mpanjaka 6:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Nasiana sary sokitra ny rindrina rehetra tamin’ilay trano, na ny efitra anatiny na ny efitra ivelany, dia sarina kerobima+ sy hazo palmie+ ary felam-boninkazo.+

  • 1 Mpanjaka 6:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Hazo mitera-menaka no nanaovana ireo varavarana roa, ary nasiany sary sokitra, dia sarina kerobima sy hazo palmie ary felam-boninkazo. Ary nopetahany takela-bolamena ireo, ka nokapokapohiny teo ambonin’ny kerobima sy ny sarina hazo palmie izany volamena izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara