Eksodosy 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary nalain’i Mosesy ny antsasaky ny ra ka nataony tao anaty vilia baolina,+ ary ny antsasany kosa nafafiny teo ambony alitara.+ 2 Tantara 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nanao latabatra folo koa izy, ka napetrany tao amin’ny tempoly ireo, dimy teo ankavanana ary dimy teo ankavia.+ Ary nanao vilia baolina volamena zato izy.
6 Ary nalain’i Mosesy ny antsasaky ny ra ka nataony tao anaty vilia baolina,+ ary ny antsasany kosa nafafiny teo ambony alitara.+
8 Nanao latabatra folo koa izy, ka napetrany tao amin’ny tempoly ireo, dimy teo ankavanana ary dimy teo ankavia.+ Ary nanao vilia baolina volamena zato izy.