Eksodosy 25:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Ataovy koa ny fitaovana ho an’ny latabatra, dia ny vilia sy ny kaopy ary koa ny zinga sy ny vilia baolina handrarahana ny fanatitra zava-pisotro. Volamena tsy misy fangarony no hanaovanao an’ireo.+ Nomery 7:86 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 86 Ary milanja sekely folo avy, araka ny sekelin’ny toerana masina, ireo kaopy volamena+ roa ambin’ny folo feno emboka manitra, ka sekely roapolo amby zato ny volamena rehetra nanaovana ireo kaopy.
29 “Ataovy koa ny fitaovana ho an’ny latabatra, dia ny vilia sy ny kaopy ary koa ny zinga sy ny vilia baolina handrarahana ny fanatitra zava-pisotro. Volamena tsy misy fangarony no hanaovanao an’ireo.+
86 Ary milanja sekely folo avy, araka ny sekelin’ny toerana masina, ireo kaopy volamena+ roa ambin’ny folo feno emboka manitra, ka sekely roapolo amby zato ny volamena rehetra nanaovana ireo kaopy.