Levitikosy 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Ary halain’i Arona ny fitondrana afo+ feno vainafo avy teo amin’ilay alitara+ eo anatrehan’i Jehovah. Dia haka emboka manitra+ voatoto tsara eran-tanan-droa+ koa izy, ka hoentiny ao ambadiky ny ridao ireo.+
12 “Ary halain’i Arona ny fitondrana afo+ feno vainafo avy teo amin’ilay alitara+ eo anatrehan’i Jehovah. Dia haka emboka manitra+ voatoto tsara eran-tanan-droa+ koa izy, ka hoentiny ao ambadiky ny ridao ireo.+