2 Tantara 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa niala teo anoloan’ny tranolay fihaonana+ tany amin’ny toerana avo, tany Gibeona,+ i Solomona ka nankany Jerosalema. Dia nanjaka teo amin’ny Israely izy.+
13 Koa niala teo anoloan’ny tranolay fihaonana+ tany amin’ny toerana avo, tany Gibeona,+ i Solomona ka nankany Jerosalema. Dia nanjaka teo amin’ny Israely izy.+