1 Tantara 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nampidirina+ ny Vata masin’Andriamanitra, ka napetraka tao amin’ny tranolay natsangan’i Davida ho azy io.+ Ary nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana teo anatrehan’Andriamanitra+ ny olona. Ohabolana 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Manomeza voninahitra an’i Jehovah amin’ireo zava-tsarobidy anananao+ sy amin’ny voaloham-bokatrao rehetra,+
16 Ary nampidirina+ ny Vata masin’Andriamanitra, ka napetraka tao amin’ny tranolay natsangan’i Davida ho azy io.+ Ary nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana teo anatrehan’Andriamanitra+ ny olona.
9 Manomeza voninahitra an’i Jehovah amin’ireo zava-tsarobidy anananao+ sy amin’ny voaloham-bokatrao rehetra,+