Eksodosy 26:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ahantòny eo ambanin’ireo faraingo ny ridao, ary ento mankao ambadik’ilay ridao ny Vata misy ny tenin’ny vavolombelona.+ Koa ny ridao no hanasaraka ny Masina+ sy ny Masina Indrindra.+ Eksodosy 40:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nentiny nankao amin’ny tranolay ny Vata, ary napetany teo amin’ny toerany ny ridao+ fanakonana, ka nosakanany ny lalana mankeo amin’ilay Vata misy ny tenin’ny vavolombelona,+ araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.
33 Ahantòny eo ambanin’ireo faraingo ny ridao, ary ento mankao ambadik’ilay ridao ny Vata misy ny tenin’ny vavolombelona.+ Koa ny ridao no hanasaraka ny Masina+ sy ny Masina Indrindra.+
21 Dia nentiny nankao amin’ny tranolay ny Vata, ary napetany teo amin’ny toerany ny ridao+ fanakonana, ka nosakanany ny lalana mankeo amin’ilay Vata misy ny tenin’ny vavolombelona,+ araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.