FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 25:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Samy tokony hivelatra miakatra ny elatra roan’ireo kerobima, ka hanakona an’ilay sarony. Ary tokony hifanatrika ireo kerobima+ sady hiondrika hijery an’ilay sarony.

  • Eksodosy 37:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary ireo kerobima ireo dia namelatra ny elany roa niakatra. Nanakona an’ilay sarony ny elatr’izy ireo.+ Ary nifanatrika izy ireo sady niondrika nijery an’ilay sarony.+

  • 2 Tantara 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa nivelatra teo ambonin’ny toerana nisy an’ilay Vata ny elatr’ireo kerobima. Ary nanarona an’ilay Vata sy ireo bao filanjana+ azy ny kerobima, eny, nanarona azy avy eo ambony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara