Nomery 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Lazao amin’i Arona sy ny zanany hoe: ‘Izao no tsodrano+ hataonareo amin’ny zanak’Israely: 1 Tantara 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Rehefa voatolotr’i Davida ny fanatitra dorana+ sy ny sorona iombonana,+ dia nitso-drano+ ny vahoaka tamin’ny anaran’i Jehovah izy.+ 2 Tantara 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nitodika ny mpanjaka, ka notsofiny rano+ ny fiangonan’Israely manontolo, raha mbola nitsangana+ izy ireo.
2 Rehefa voatolotr’i Davida ny fanatitra dorana+ sy ny sorona iombonana,+ dia nitso-drano+ ny vahoaka tamin’ny anaran’i Jehovah izy.+
3 Dia nitodika ny mpanjaka, ka notsofiny rano+ ny fiangonan’Israely manontolo, raha mbola nitsangana+ izy ireo.