FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 13:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa homeko anao sy ny taranakao mandritra ny fotoana tsy voafetra, ireo tany rehetra tazanao ireo.+

  • Eksodosy 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary izaho hampiditra anareo any amin’ny tany izay efa nananganako tanana ka nianianako+ homena an’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba. Dia homeko ho fanananareo tokoa izany.+ Izaho no Jehovah.’”+

  • Josoa 21:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Koa nomen’i Jehovah ny Israely ilay tany manontolo izay efa nianianany homena ny razan’izy ireo.+ Dia nalain’izy ireo ho fananany izany+ ka nonenany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara