1 Mpanjaka 20:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nisy mpaminany iray nanatona an’i Ahaba mpanjakan’ny Israely,+ ka nanao hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah:+ ‘Hitanao ve io vahoaka be io? Hatolotro eo an-tananao ireo anio, ary ho fantatrao tokoa fa izaho no Jehovah.’”+
13 Ary nisy mpaminany iray nanatona an’i Ahaba mpanjakan’ny Israely,+ ka nanao hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah:+ ‘Hitanao ve io vahoaka be io? Hatolotro eo an-tananao ireo anio, ary ho fantatrao tokoa fa izaho no Jehovah.’”+