FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 6:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 dia henoy any an-danitra any ny vavaka ataony sy ny fitalahoany famindram-po,+ ka omeo rariny izy.+

  • Salamo 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Hanandratra ny feoko hiantso an’i Jehovah aho,

      Dia hamaly ahy avy any an-tendrombohiny masina izy.+ Sela.

  • Salamo 9:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Nomenao rariny aho rehefa nitondra ny adiko hotsaraina.+

      Nipetraka teo amin’ny seza fiandrianana ianao, ka nitsara araka ny rariny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara