Eksodosy 38:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nasiany tandrony+ ny zorony efatra, ka avy tamin’ny zoron’ilay alitara ihany ireo tandrony. Ary nopetahany takela-barahina ilay alitara.+ Nomery 16:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 dia ny fitondrana afon’ireo maty noho ny fahotany.+ Aoka hamboarina ho takelaka metaly manify ireny mba hapetaka eo amin’ny alitara,+ satria natolony teo anatrehan’i Jehovah ireny ka masina. Ary ho famantarana ho an’ny zanak’Israely ireny.’”+ 2 Tantara 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nanao ny alitara varahina+ izy, ka roapolo hakiho ny lavany, roapolo hakiho ny sakany, ary folo hakiho ny haavony.+
2 Ary nasiany tandrony+ ny zorony efatra, ka avy tamin’ny zoron’ilay alitara ihany ireo tandrony. Ary nopetahany takela-barahina ilay alitara.+
38 dia ny fitondrana afon’ireo maty noho ny fahotany.+ Aoka hamboarina ho takelaka metaly manify ireny mba hapetaka eo amin’ny alitara,+ satria natolony teo anatrehan’i Jehovah ireny ka masina. Ary ho famantarana ho an’ny zanak’Israely ireny.’”+
4 Ary nanao ny alitara varahina+ izy, ka roapolo hakiho ny lavany, roapolo hakiho ny sakany, ary folo hakiho ny haavony.+