1 Mpanjaka 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary niseho+ tamin’i Solomona tao amin’ny nofy+ i Jehovah nony alina, tao Gibeona. Koa hoy Andriamanitra: “Angataho izay tianao homeko anao.”+ 1 Mpanjaka 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia tezitra mafy+ tamin’i Solomona i Jehovah, satria ny fony niala tamin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely,+ izay niseho taminy indroa.+
5 Ary niseho+ tamin’i Solomona tao amin’ny nofy+ i Jehovah nony alina, tao Gibeona. Koa hoy Andriamanitra: “Angataho izay tianao homeko anao.”+
9 Dia tezitra mafy+ tamin’i Solomona i Jehovah, satria ny fony niala tamin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely,+ izay niseho taminy indroa.+