FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary i Jehovah nanome fahendrena an’i Solomona, araka izay nampanantenainy azy.+ Ary tsara fihavanana i Hirama sy Solomona, ka nanao fifanekena izy roa lahy.

  • 1 Mpanjaka 22:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Tamin’izay i Ahazia zanak’i Ahaba no niteny tamin’i Josafata hoe: “Aoka ny mpanompoko mba handeha amin’ireo sambonao, miaraka amin’ny mpanomponao.” Tsy nety anefa i Josafata.+

  • 2 Tantara 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Naniraka ny mpanompony i Hirama+ mba handefa sambo sy mpanompo nahay ranomasina,+ tany amin’i Solomona. Niaraka tamin’ny mpanompon’i Solomona nankany Ofira+ ireo, ka naka talenta+ volamena+ dimampolo sy efajato, ary nitondra izany tany amin’i Solomona Mpanjaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara