1 Samoela 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izahay no nanafika ny faritra atsimon’ny Keretita+ sy ny tanin’i Joda ary ny faritra atsimon’i Kaleba.+ Ary nodoranay i Ziklaga.” 2 Samoela 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 ary Benaia+ zanak’i Joiada no lehiben’ny Keretita+ sy ny Peletita.+ Ary ny zanakalahin’i Davida dia lasa mpisorona.*+
14 Izahay no nanafika ny faritra atsimon’ny Keretita+ sy ny tanin’i Joda ary ny faritra atsimon’i Kaleba.+ Ary nodoranay i Ziklaga.”
18 ary Benaia+ zanak’i Joiada no lehiben’ny Keretita+ sy ny Peletita.+ Ary ny zanakalahin’i Davida dia lasa mpisorona.*+