1 Mpanjaka 1:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Hanosotra+ azy ho mpanjakan’ny Israely i Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany rehefa any. Dia tsofy ny anjombona,+ ka milazà hoe: ‘Ho ela velona anie i Solomona Mpanjaka!’+
34 Hanosotra+ azy ho mpanjakan’ny Israely i Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany rehefa any. Dia tsofy ny anjombona,+ ka milazà hoe: ‘Ho ela velona anie i Solomona Mpanjaka!’+