15 Ary nampanantsoin’i Solomona Mpanjaka ireo voantso hanao fanompoana,+ mba hanao ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranony ary ny Dongon-tany+ sy ny mandan’i+ Jerosalema, sy Hazora+ sy Megido+ ary Gazera.+
24 Fa niakatra avy tao amin’ny Tanànan’i Davida+ kosa ny zanakavavin’i Farao,+ ka nankany amin’ilay trano naorin’i Solomona ho azy. Tamin’izay i Solomona no nanorina ny Dongon-tany.+