FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 49:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Avy amin’izy rehetra ireo ny foko roa ambin’ny folon’ny Israely, ary izany no nolazain-drainy tamin’izy ireo rehefa nitso-drano azy izy. Samy notsofiny rano araka ny tsodrano tokony ho azy avy izy ireo.+

  • Eksodosy 24:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia nosoratan’i Mosesy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah.+ Ary nifoha maraina izy ka nanorina alitara teo am-pototry ny tendrombohitra, sady nanao tsangambato roa ambin’ny folo mba hoenti-manondro ny foko roa ambin’ny folon’ny Israely.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara