FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 18:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Ary nomba an’i Elia ny tanan’i Jehovah,+ ka nofeheziny teo amin’ny andilany ny akanjony,+ ary nihazakazaka teo alohan’i Ahaba izy mandra-pahatongany tany Jezirela.+

  • Ezekiela 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 dia tonga tamin’i Ezekiela+ zanak’i Bozy mpisorona ny tenin’i Jehovah,+ teto amin’ny tanin’ny Kaldeanina,+ teo amoron’ny reniranon’i Kebara. Niasa tamin’i Ezekiela koa ny tanan’i Jehovah,+ teo amin’io toerana io.

  • Ezekiela 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nentin’ny fanahy aho+ ka lasa. Dia nandeha aho, ary sosotra* sy tezitra mafy aho tao anatiko tao. Ary niasa tamiko ny tana-maherin’i Jehovah.+

  • Ezekiela 8:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tamin’ny andro fahadimin’ny volana fahenina, tamin’ny taona fahenina, raha nipetrapetraka tao an-tranoko aho ary nipetraka teo anoloako ny anti-panahin’i Joda,+ dia niasa tamiko ny tanan’i Jehovah Tompo Fara Tampony.+

  • Asan’ny Apostoly 11:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia nomba azy ireo ny tanan’i Jehovah.+ Ary olona maro be tonga mpino no niova sy nanaiky ny Tompo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara