1 Mpanjaka 14:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Rehoboama, mbamin’izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve izany? 2 Mpanjaka 16:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Ahaza, dia izay nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve izany?
29 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Rehoboama, mbamin’izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve izany?
19 Ary ny sisa amin’ny tantaran’i Ahaza, dia izay nataony, tsy efa voasoratra ao amin’ny boky+ mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Joda ve izany?