21 dia hahatonga loza aminao aho+ ka hofongorako tanteraka ny taranakao,+ ary haringako ny lahy rehetra+ anisan’ny ankohonanao, mbamin’izay tsy misy mpiaro sy tsy misy ilana azy eo amin’ny Israely.
11 Dia novonoin’i Jeho koa ny sisa rehetra tamin’ny ankohonan’i Ahaba tao Jezirela, mbamin’ny olo-manan-kajany+ rehetra sy ny namany ary ny mpisorony,+ ka tsy nasiany niangana na iray aza.+