2 Mpanjaka 25:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary i Gedalia+ zanak’i Ahikama+ zanak’i Safana+ no notendren’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona hiandraikitra ny vahoaka+ sisa navelany tany Joda. Jeremia 26:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Narovan’i Ahikama+ zanak’i Safana+ koa i Jeremia, mba tsy hatolotra hovonoin’ny vahoaka.+
22 Ary i Gedalia+ zanak’i Ahikama+ zanak’i Safana+ no notendren’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona hiandraikitra ny vahoaka+ sisa navelany tany Joda.