Eksodosy 20:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manana andriamani-kafa+ hifandrafy amiko. Deoteronomia 32:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nanao sorona ho an’ny demonia izy ireo, fa tsy ho an’Andriamanitra,+Eny, nanao sorona ho an’andriamanitra tsy fantatr’izy ireo,+Dia andriamanitra vaovao izay vao tonga,+Sady tsy fantatry ny razany. Mpitsara 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa nahafoy an’i Jehovah Andriamanitry ny razany, izay nitondra azy nivoaka avy tany Ejipta,+ izy ireo ka lasa nanaraka andriamani-kafa, dia ireo andriamanitry ny firenena manodidina.+ Niankohoka teo anatrehan’ireny koa izy ireo, ka nampahatezitra an’i Jehovah.+ 1 Mpanjaka 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa raha tsy manaraka ahy+ intsony ianareo sy ny zanakareo, ka tsy mitandrina ny didy sy ny lalàna nomeko anareo, fa mandeha manompo andriamani-kafa+ sy miankohoka eo anatrehan’ireny, Salamo 106:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dia notompoin’izy ireo ny sampin’ireny,+Ka nanjary fandrika ho azy.+ Jeremia 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Efa nisy firenena nanakalo ny andriamaniny+ tamin’izay tsy andriamanitra+ ve? Ny oloko kosa anefa nanakalo ny voninahitro tamin’izay tsy mahasoa.+
17 Nanao sorona ho an’ny demonia izy ireo, fa tsy ho an’Andriamanitra,+Eny, nanao sorona ho an’andriamanitra tsy fantatr’izy ireo,+Dia andriamanitra vaovao izay vao tonga,+Sady tsy fantatry ny razany.
12 Koa nahafoy an’i Jehovah Andriamanitry ny razany, izay nitondra azy nivoaka avy tany Ejipta,+ izy ireo ka lasa nanaraka andriamani-kafa, dia ireo andriamanitry ny firenena manodidina.+ Niankohoka teo anatrehan’ireny koa izy ireo, ka nampahatezitra an’i Jehovah.+
6 Fa raha tsy manaraka ahy+ intsony ianareo sy ny zanakareo, ka tsy mitandrina ny didy sy ny lalàna nomeko anareo, fa mandeha manompo andriamani-kafa+ sy miankohoka eo anatrehan’ireny,
11 Efa nisy firenena nanakalo ny andriamaniny+ tamin’izay tsy andriamanitra+ ve? Ny oloko kosa anefa nanakalo ny voninahitro tamin’izay tsy mahasoa.+