28 Koa hangoniko any amin’ny razanao ianao, ary amin’ny fotoana mampandry feizay ny tany no hahafatesanao,+ ka tsy ho hitan’ny masonao ny loza+ rehetra hamelezako ity toerana ity sy ny mponina eo aminy.’”’”+
Dia nentin’izy ireo tany amin’ny mpanjaka izany valin-teny izany.